|
|
|
|
Teny iditra
ti
na
fy
(
ta
fy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Voatafy, tafina:
Io no lamba notinafiny
[
1.1
]
Passive with infix.
[
1.2
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
tinafy
, tinafiko, tinafinao, tinafiny, tinafintsika, tinafinay, tinafinareo, tinafin', tinafin-, tinafim-
Ny lasa :
notinafy, notinafiko, notinafinao, notinafiny, notinafintsika, notinafinay, notinafinareo, notinafin', notinafin-, notinafim-
Ny hoavy :
hotinafy, hotinafiko, hotinafinao, hotinafiny, hotinafintsika, hotinafinay, hotinafinareo, hotinafin', hotinafin-, hotinafim-
Tovy hevitra
voa
ta
fy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20