|
|
|
|
Teny iditra
toditra
Sokajin-teny
anarana
Fanandramana kely ny sakafo andrahoina mbola tsy tena masaka, izay noheverina ho karazana fametavetana fahizay
[
1.1
]
Sampanteny
anodirana
,
atoditra
,
fanodirana
,
fanoditra
,
manoditra
,
mpanoditra
,
voatoditra
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23