|
|
|
|
Teny iditra
tomefy
Sokajin-teny
mpamaritra
Matevina, mikitroka:
Tomefy ny orana
Rakotra, feno bambaray:
Tomefy olona ny kianja
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23