|
|
|
|
Teny iditra
tonantonana
Sokajin-teny
anarana
Mitsikamokamo, mivarora-dava, midonana-poana
Fivezivezena foana tsy misy antony; fahatongavana amin' ny toerana iray tsy nisy zava-natao
[
1.1
]
Sampanteny
atonantonana
,
fanatonantonana
,
fitonantonana
,
fitonantonanana
,
itonantonanana
,
mahatonantonana
,
manatonantonana
,
mitonantonana
,
tafatonantonana
,
voatonantonana
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23