|
|
|
|
Teny iditra
trabaka
Sokajin-teny
anarana
Fandentehana zava-maranitra lalina ao anaty nofo na zavatra malemy hafa; fanindronana higorobaka.
[
1.1
]
Sampanteny
anatrabahana
,
atrabaka
,
fanatrabahana
,
fanatrabaka
,
fanatrabarana
,
fitrabaka
,
itrabahana
,
mahatrabaka
,
manatrabaka
,
mitrabaka
,
mpanatrabaka
,
tafatrabaka
,
trabahana
,
trabarana
,
trabatrabaka
,
voatrabaka
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23