|
|
|
|
Teny iditra
tratreva
Sokajin-teny
anarana
Vatravatra; fandeha mahery setra manimba izay sendra azy; fihetsika mivatravatra na amin' ny fandeha na amin' ny fiteny.
[
1.1
]
Sampanteny
anatratrevana
,
atratreva
,
fanatratreva
,
fanatratrevana
,
fitratrevàna
,
fitratreva
,
itratrevàna
,
mahatratreva
,
manatratreva
,
mitratreva
,
mpanatratreva
,
mpitratreva
,
tratrevaina
,
tratrevatreva
,
voatratreva
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23