|
|
|
|
Teny iditra
trena
Sokajin-teny
anarana
Ny fiman' ny omby
Ny feo mimamamàna na mifofofofon' ny riaka
Feo mampitahotra eo am-pahatezerana
[
1.1
]
Voambolana
Sampanteny
fitrena
,
mahatrena
,
mitrena
,
mpitrena
,
tafatrena
,
trentrena
Nohavaozina tamin' ny 2009/10/14