|
|
|
|
Teny iditra
tsamontsamona
Sokajin-teny
anarana
Fitsakoana aharenesana ny fitsefotsefotry ny molotra.
[
1.1
]
Sampanteny
atsamontsamona
,
fitsamontsamona
,
fitsamontsamonana
,
itsamontsamonana
,
mahatsamontsamona
,
mitsamontsamona
,
mpitsamontsamona
,
tafatsamontsamona
,
tsamontsamonina
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23