|
|
|
|
Teny iditra
tsikilo
Sokajin-teny
anarana
Fanaovana ara-maso sy fihainohainoana izay ataon' ny hafa, nefa tsy hitany
Fitiliana, fizahana taratra atao miafina tsy misy mpahalala
[
1.1
]
Sampanteny
atsikilo
,
fitsikilo
,
mahatsikilo
,
mampitsi
ki
lo
,
mifampitsi
ki
lo
,
mitsikilo
,
mpitsikilo
,
tafatsikilo
,
tsikiloina
,
tsikilokilo
,
tsikilovina
,
voatsikilo
Nohavaozina tamin' ny 2017/04/03