|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | tsingilahila (hilahila (hila)) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Enti-milaza toetran' ny zavatra tsy marintoerana na tsy mahazo toerana tsara ka mivembena na mirondrona na koa toetran' ny olona misalasala, mkoahana, miahanahana [1.1] | ||
| Sampanteny | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2012/10/02 |
|