|
|
|
|
Teny iditra
tsipiho
(
tsipika
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
tsipihina
[
Fitanisana
]
Ohatra
1
Tsipiho
kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an' i Dada
[
1.1
]
2
Tsipiho
ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17