|
|
|
|
Teny iditra
tsiratsira
Sokajin-teny
anarana
Eso, fanaovana tsy ho zavatra, fanaovana tsinontsinona, tevateva
[
1.1
]
Sampanteny
aniratsirana
,
faniratsira
,
faniratsirana
,
maniratsira
,
mpaniratsira
,
tsiratsiraina
,
voatsiratsira
Nohavaozina tamin' ny 2012/07/17