|
|
|
|
Teny iditra
tso
tso
tra
(
tso
tra
)
Sokajin-teny
mpamaritra
[duplicatif]
[
1.3
]
Ohatra
1
Efitrano
tsotsotra
ny lakilasy.
[
2.117
]
2
Dia nanandrana tsikelikely ary dia nividy fiasana
tsotsotra
.
[
2.332
]
3
Teo vao nitonitony ny saiko, satria ny fiampangana ahy dia
tsotsotra
ihany.
[
2.643
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/23