|
|
|
|
Teny iditra
valio
(
valy
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
valiana
[
Fitanisana
]
Ohatra
1
Valio
anie ity taratasy ity raha vao voarainao e!
[
1.1
]
2
Koa
valio
ny fanontaniako.
[
2.472
]
3
Mba hiantso aho mba hiteny ... koa mba
valio
resaka
valio
tafa
[
2.131
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17