|
|
|
|
Teny iditra
vanika
Sokajin-teny
anarana
Fampisehoana ny nify, na ho mari-pihomehezana tsy afa-manoatra izay na ho mari-katezerana; tsy fahakombonan' ny vava noho ny harerahana mafy
[
1.1
]
Sampanteny
avanika
,
fivanihana
,
ivanihana
,
mivanika
,
mpivanika
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23