|
|
|
|
Teny iditra
va
ro
raka
Sokajin-teny
mpamaritra
Enti-milaza akanjo na lamba tsy voafatotra tsara fa ketraka, migedragedra
Tsy mihetsika firy fa kivy sady vizana
[
1.1
]
Sampanteny
anavarorahana
,
avaroraka
,
fanavarorahana
,
fanavaroraka
,
fivarorahana
,
fivaroraka
,
ivarorahana
,
mahavaroraka
,
manavaroraka
,
mivaroraka
,
mpanavaroraka
,
mpivaroraka
,
tafavaroraka
,
varoradroraka
,
voavaroraka
Nohavaozina tamin' ny 2013/07/30