|
|
|
|
Teny iditra
vezina
Sokajin-teny
anarana
Enti-milaza fihemorana na fihatahan-javatra kely izay miverina eo amin' ny toerany ihany indray
[
1.1
]
Sampanteny
a
vezina
,
fivezenana
,
fivezina
,
ivezenana
,
mamezimbezina
,
mivezimbezina
,
mivezina
,
tafavezina
,
vezimbezina
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23