|
|
|
|
Teny iditra
vinanio
(
vi
na
ny
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
vinanina
[
Fitanisana
]
Ohatra
1
Vinanio
iza no namely anao
[
1.1
]
2
Vinanio
iza no nahazo ny loka lehibe indrindra tamin' ny antsapaka
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17