|
|
|
|
Teny iditra
voa
so
lo
(
so
lo
)
Sokajin-teny
matoanteny mpamaritra lasa
[
1.1
]
Qu’on a remplacé
[
1.3
]
Ohatra
1
Voasolo
vaovao ilay saina asandratra isa-maraina.
[
2.332
]
2
Ny taova ao anatin' ny olombelona dia
voasolo
amin-javatra hafa rehefa tsy ara-dalana ny fiasany.
[
2.445
]
Tovy hevitra
si
no
lo
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20