|
|
|
|
Teny iditra
voa
ton
ta
(
ton
ta
)
Sokajin-teny
matoanteny mpamaritra lasa
Frappé, imprimé
[
1.3
,
1.13
]
Entassé, pressé
[
1.3
]
Mis en tas
[
1.13
]
Ohatra
1
Enimpolo no
voatonta
amin'ny iray minute, koa ndeha.
[
2.366
]
2
Ny Fanjakana no miantoka ireo taratasy
voatonta
pirinty itaina amin' ny fanaovana ny lisitry ny mpifidy.
[
2.114
]
Tovy hevitra
ti
non
ta
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20