|
|
|
|
Teny iditra
zana-tsipìka
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
zanaka
,
tsipika
Hazo marani-doha alefa amin' ny tsipika
[
1.1
]
An arrow
[
1.2
]
Flèche, trait
[
1.3
]
Ohatra
1
Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny
zana-tsipìka
[
1.38
]
2
Mifioka eny amboniny eny ny
zana-tsipìka
, ny lefona manelatselatra sy ny longy.
[
2.996
]
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13