|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | angamenavava | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Anaran-kafa ilazana ny rameva [1.1] | |||||
| A camel [1.2] | |||||
| Dromadaire [1.54] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra | Ho rakotry ny angamenavava zavon-tany mbamin-drameva avy any Madiana sy Efah hianao;
[2.996] | ||||
| Mpanahaka | angamia ~ rameva | ||||
| Teny iditra | angamenavava | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Bibikely toa misy afo mazava amin' ny alina. Roa karazana izy ireny: -- ny iray irony hita eny am-pefiloha ka ataon' ny Vahiny hoe Glow worm na kankana misy afo, fa aty amintsika kosa ataon' ny olona hoe Tainkankana; -- ny iray hafa kosa irony manidintsidina amin' ny alina, izay misy afo mitselatselatra sahala amin' ny jiro avy ao ambany elany (Fire fly) [1.1] | |||||
| The fire-fly [1.2] | |||||
| A firefly [1.7] | |||||
| Ver luisant [1.8] | |||||
| Luciole [3.1] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Mpanahaka | tainkankana | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17 |
|