|
|
|
|
Teny iditra
manon
to
lo
(
ton
to
lo
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Tsy misy analana, iray tsy vaky:
Nahalany mofo iray manontolo
Mitovy hevitra:
bontolo
~
tsy misy mipika
~
tsy mivaky
~
tsy nahafahana
[
1.1
]
Ohatra
1
Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo
manontolo
.
[
2.324
]
2
- mangorangorana iray ihany ny tenany
manontolo
.
[
2.470
]
3
Nandritra ny ady
manontolo
anefa dia ory vary Antsihanaka.
[
2.472
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20