|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mihira (hira) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Taisaka, Tanosy] Milalao [1.78] | |||||||||
| Manao hira: Mihira ny mpianatra Midera, mankalaza: Mihira ny Nahary ny voronkely [1.1] | |||||||||
| To sing; to amuse oneself [1.7] | |||||||||
| Chanter; s'amuser [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Dia mihira malefaka Rasoa reniny, moa va tsy ny fony anaty tratrany any no mamoaka feo:
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mihirĂ (hira) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihira | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18 |
|