|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mitily (tily) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bezanozano] Mitsikilo [1.78] | |||||||||
| [Sihanaka] Mandinika [1.78] | |||||||||
| Mitsikilo, manao andry maso ny asa, fihetsika, tanin' olona ka tsy hitany: Mitily izay rehetra ataoko izy Mizaha taratra, mitaratra: Rakoto no hitily ny fahavalo [1.1] | |||||||||
| Manao andry maso mba hikendrena zavatra iray [1.13] | |||||||||
| Guetter [1.13] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitily | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bara] Misidintsidina, manidina avo [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|