|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aleo |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 preferred, preferable. [See leo.]
[1.2] 4 it is better that... [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 il vaut mieux, il est préférable
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
6 aleo ho lavitra azy aho!
[2.270#85]
7 Marina ny azy : aleo mody! [2.528#109] 8 aleo ihany anefa manamboatra. [2.445#80] 9 Fantatra fa misy zavatra tsy teliny mihitsy, ka ho aleony maty toa izay hanaiky izany [2.298#116] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how aleo |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 aelo, aleo, 16 aloe, 17 aole, 18 elao |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17 |
|