|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ampoasa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  15 [Betsimisaraka] (am-poasa) eo am-pikasana [1.78]
16 Am-pikasana (tsy fampiasa afa-tsy amin' io endrika io, saingy manana sampanteny). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 [fo, and asa, work (?).] See kasa. [1.2]

Teny iditra (2/2) 18  ampoasa
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20 [Tankarana] avertir d'avance. [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19