|
|
|
|

Teny iditra (1/7) 1  an-dry
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe any, ry
Ohatra  3  himpody aho, menatra an-dry raiko. [2.69#26]
4  Ampy ahy izay nanampiako an-dry zareo izay. [2.4#136]
5  Sao miandry an-dry Ndremba izay naniraka azy! [2.643#142]

Teny iditra (2/7) 6  andry
Sokajin-teny  7  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  17 enti-milaza fitsorana, fivalamparana eo ambony tany, kidoro; fatoriana amin' ny alina, filamina tsisy tebiteby. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 [Mal. diyan, mandiyan.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19 la position horizontale, l'état de ce qui est étendu, couché
20 la paix, la tranquillité
21 l'état de ce qui est figé, gelé, caillé [1.3]

Teny iditra (3/7) 22  andry
Sokajin-teny  23  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  28 tohana mijoro vita amin' ny biriky, hazo na vato: Nisy andry telo nifanandrify tao amin' ny tranon' ny Ntaolo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  29 a pillar, a post [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  30 pilier
31 (fig) soutien [1.3, 1.8]
32 colonne [1.3]
Fikambanana  33  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe andry
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/7) 35  andry
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37 fiambenana, fitandremana: Tsara andry ny ombintsika fa olona mahatoky izy
38 fitiliana: Ataovy andry maso io zazalahy io fa efa tratra naka zavatr'olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  39 watch [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  40 garde, surveillance, veille [1.3]
Fikambanana  41  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe andry

Teny iditra (5/7) 42  andry
Sokajin-teny  43  matoantenin' ny iharana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  54 antenaina ho avy ka mijanona eo ihany ny tena ambara-pahatongany: Sakafo tsy andrin' ny maika ny anareo izany, ry Ketaka, ka handeha aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  55 waiting, guarding [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  56 attendu, qu'on peut attendre [1.3]
Fikambanana  57  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe andry

Teny iditra (6/7) 58  andry
Sokajin-teny  59  anarana
Fanazavàna teny malagasy  60 [Betsimisaraka] sandry [1.78]

Teny iditra (7/7) 61  Andry
Sokajin-teny  62  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fikambanana  63  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe andry

Fivaditsoratra  Andry, andry, 64 indra, indrà, 65 nidra

Nohavaozina tamin' ny 2026/09/04