|
|
|
|
Teny iditra
1
atsaingoka
Fototeny
2
tsain
goka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
atsaingoka
, atsaingoko, atsaingokao, atsaingony, atsaingotsika, atsaingokay, atsaingokareo, atsaingok', atsaingo-
5
Ny lasa :
natsaingoka, natsaingoko, natsaingokao, natsaingony, natsaingotsika, natsaingokay, natsaingokareo, natsaingok', natsaingo-
6
Ny hoavy :
hatsaingoka, hatsaingoko, hatsaingokao, hatsaingony, hatsaingotsika, hatsaingokay, hatsaingokareo, hatsaingok', hatsaingo-
7
Filaza mandidy :
atsaingòhy
Fanazavàna teny malagasy
8
Entina mitsaingoka, manaikitra mitomboka amin' ny vava (vorona)
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19