|
|
|
|
Teny iditra
1
hilontrilona
Sokajin-teny
2
anarana
Sampanteny
Matoantenin' ny iharana :
3
ahilontrilona
,
4
ahilontrilony
Anarana :
5
fihilontrilona
,
6
mpihilontrilona
Mpamaritra :
7
mihilontrilona
Fanazavàna teny malagasy
8
Fitsipendrampendrana na taratra mandrendridrendry ny maso avy amin' ny zavatra mainty indrindra.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19