|
|
|
|
Teny iditra
1
horipika
Sokajin-teny
2
anarana
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
3
miho
ri
pika
Matoantenin' ny iharana :
4
tafahoripika
Matoantenin' ny fameno :
5
ihori
pi
hana
Anarana :
6
fihoripihana
,
7
fihoripika
,
8
horipi
dri
pika
,
9
mpihoripika
Fanazavàna teny malagasy
10
Fikipihana, fialana noho ny hasosorana na ny rikoriko.
[
1.1
]
Tsipelina hafa
11
hiripika
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22