|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampizara |
| Fototeny | 2 zara |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#868] |
| Ohatra |
7 Ny mampizara ny fijery dia ny toerana niavian' ny Malagasy mainty hoditra : avy any Azia hoy ny sasany, avy any Afrika, hoy ny hafa.
[2.508#12]
8 Nony tonga anefa ny Vazaha sy ny Fivavahana Kristiana ka narodany io efitra nampizara io, ireo efa maivoky ny lahasa dia niezaka mba hitovy amin' ny Malagasy afaka toa azy; [2.285#113] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/09/04 |
|