|
|
|
|
Teny iditra
1
managorabaka
Fototeny
2
go
ra
baka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
managorabaka
5
Ny lasa :
nanagorabaka
6
Ny hoavy :
hanagorabaka
7
Filaza mandidy :
managorabaha
Fanazavàna teny malagasy
8
Manao lavaka lehibe sy malalaka
9
Mandoaka makadiry
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20