|
|
|
|
Teny iditra
1
manakatraka
Fototeny
2
ka
traka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manakatraka
5
Ny lasa :
nanakatraka
6
Ny hoavy :
hanakatraka
7
Filaza mandidy :
manakatraha
Fanazavàna teny malagasy
8
Mampikepoka amin' ny famelezana
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04