|
|
|
|
Teny iditra
1
manakiraro
Fototeny
2
ki
ra
ro
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manakiraro
5
Ny lasa :
nanakiraro
6
Ny hoavy :
hanakiraro
7
Filaza mandidy :
manakiraroa
Fanazavàna teny malagasy
8
Manisy kiraro tongotr' olona iray
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20