|
|
|
|
Teny iditra
1
manapitika
Fototeny
2
pi
tika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manapitika
5
Ny lasa :
nanapitika
6
Ny hoavy :
hanapitika
7
Filaza mandidy :
manapitiha
Fanazavàna teny malagasy
8
Manala zavatra hiendaka ka mampifantsitsitra azy
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20