|
|
|
|
Teny iditra
1
manatakoboka
Fototeny
2
takoboka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manatakoboka
5
Ny lasa :
nanatakoboka
6
Ny hoavy :
hanatakoboka
Fanazavàna teny malagasy
7
Mametraka ao amin' ny filanjana misarona; manafina anaty lamba
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20