|
|
|
|
Teny iditra
1
manintaka
Fototeny
2
sin
taka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manintaka
5
Ny lasa :
nanintaka
6
Ny hoavy :
hanintaka
7
Filaza mandidy :
manintaha
Fanazavàna teny malagasy
8
Mampisaraka; manangoly vadin' olona
[
1.1
]
9
[Sihanaka] mampakabady
[
1.78
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20