|
|
|
|
Teny iditra
1
ma
no
voka
Fototeny
2
ovoka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
ma
no
voka
5
Ny lasa :
na
no
voka
6
Ny hoavy :
ha
no
voka
7
Filaza mandidy :
mano
vo
ha
Fanazavàna teny malagasy
8
Manala, manesotra, manatsoaka; maniny mafy dia mafy, mandevilevy
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04