|
|
|
|
Teny iditra
1
midobebaka
Fototeny
2
dobebaka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
midobebaka
5
Ny lasa :
nidobebaka
6
Ny hoavy :
hidobebaka
Fanazavàna teny malagasy
7
Mipetraka, mibahan-toerana noho ny hatezerana
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20