|
|
|
|
Teny iditra
1
mi
lin
gitra
Fototeny
2
lingitra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
mi
lin
gitra
5
Ny lasa :
ni
lin
gitra
6
Ny hoavy :
hi
lin
gitra
7
Filaza mandidy :
milin
gi
ra
,
milin
gi
ta
Fanazavàna teny malagasy
8
Dodona, maimay hanao zavatra noho ny hajejoana, milihitra
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20