|
|
|
|

Teny iditra 1  rafotsy
Singan-teny  2 ra-, 3 fotsy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny iantsoana ny vehivavy efa zokinjokiny, efa fotsy na manomboka ho fotsy ny volony, ka ampiasaina hoenti-milaza azy, na raha miteny aminy: Vao nahazo vola Rafotsy, dia lasa ~ Aoka re, Rafotsy, hoy ireo tanora mpananihany, fa efa tofoky ny anatrao izahay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 an appellation of respect in addressing a woman. [1.2]
7 an elderly woman (with white hair) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 vieille femme (aux cheveux blancs) [1.8]
Ohatra  9  Nanatona azy mianaka toa olon-kafa rafotsy Rasoa ka niteny tamim-peo fenofeno hoe: [2.470#181]
Voambolana  10  Teny fanajana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 faritso, 13 fitrosa, 14 fositra, rafotsy, 15 ratsy fo, 16 sifotra, 17 Tryfosa, 18 tsirofa

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17