|
|
|
|
Teny iditra
1
reparepa
Sokajin-teny
2
anarana
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
3
mireparepa
Matoantenin' ny iharana :
4
areparepa
,
5
areparepao
,
6
tafareparepa
Matoantenin' ny fameno :
7
irepare
pa
na
Anarana :
8
fahareparepa
,
9
fireparepa
,
10
fireparepana
,
11
mpireparepa
Fanazavàna teny malagasy
12
Toetran' ny zavatra mirefarefa amin' ny tany; mitaritarika lava be.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20