|
|
|
|
Teny iditra
1
ribariba
Sokajin-teny
2
anarana
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
3
mandribariba
Anarana :
4
firibariba
Mpamaritra :
5
miribariba
Fanazavàna teny malagasy
6
Kibo be mirotarota; fandeha mikonesanesa noho ny hatavezana
[
1.1
]
Fivaditsoratra
7
baribary
,
ribariba
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20