|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  tsiraka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Hozatroza-javatra azo elakelahina toy ny kira [1.1]

Teny iditra (2/5) 8  tsiraka
Sokajin-teny  9  anarana
Sampanteny 
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  11 Ny fasika eny amoron-dranomasina, ny moron-dranomasina [1.1]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe tsiraka

Teny iditra (3/5) 13  tsiraka
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 tanjona [1.1]
16 [Sihanaka] havoana mandosoka eny amin'ny lohasaha na tany lemaka; fidinana [1.78]

Teny iditra (4/5) 17  tsiraka
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Lefona lava zarana amakiana varavarana, [1.1]

Teny iditra (5/5) 20  tsiraka
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny frantsay  22 filaments, nervures des feuilles [1.3#784]
23 (toute l'île). Fibres qui se détachent surtout à partir des feuilles (pour le rafia par exemple) ; nervures des feuilles [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry
Tovy hevitra  25 tsiratsiraka

Fivaditsoratra  26 kitsara, 27 ritsaka, 28 sitraka, 29 tsikara, tsiraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/09/01