|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : badolahy | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Badolahy miantsena: siramamy ka atoraka alika. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona tsy ampy fiheverana, kely saina, ka tsy hainy akory ny manavaka ny tsara sy ny ratsy, ny mahasoa sy ny tsy ilaina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|