| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : halohalika
|
|
|
| Ohabolana 1 | Efa halohalika ny ranom-bary ka tafatsangana hatramin' ny vahiny. [2.558 #1020]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Na nanao tsy hitsangana aza ny vahiny, raha mahita ny ranom-bary halohalika, dia mba hiteny ihany. [2.415 #6517, 2.653]
|
| Dikanteny frantsay | L'hôte a beau s'être promis de ne pas se lever, s' il voit que l' eau où l' on fait cuire le riz arrive jusqu' au genou, il parlera. [2.415 #6517]
|
| Fanazavana frantsay | Devant une sottise évidente, on ne peut se retenir de donner des conseils. [2.415 #6517]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|