| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : mihoraka
|
|
|
| Ohabolana 1 | Mitari-bato tsy mihoraka: very ny androatokon' aina. [1.1]
Raha >mitari-bato tsy mihoraka, very ny an-droatokon' aina; raha mifankatia tsy miresaka, very ny an-droatokom-pihavanana. [2.558 #235, 2.653 #2697, 2.974]
|
| Fanazavana malagasy | Rehefa manao zava-tsarotra ifanakonana, manome hery sy ahavitana be ny fiarahana mihorakoraka, mihirahira, fa tsy mangingina samy maka ho azy. [1.1]
|
| Dikanteny frantsay | Pousser une grosse pierre et ne pas crier, c’est perdre les deux tiers de ses forces. [2.974 #19]
|
| Fanazavana frantsay | s’aimer et ne pas se le dire, c’est perdre les deux tiers de l’affection. [2.974 #19]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|