|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : tanantsotro | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Tsy maty raha tsy ianjeran' ny tanantsotro. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona faran' izay kanosa ka zavatra bitika kely dia heveriny hahafaty azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|