| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : tolorana
|
|
|
| Ohabolana 1 | Toy ny momba : noana tsy manan-kangatahana, voky tsy manan-kotolorana. [2.165 #1855, 2.415 #946, 2.653 #3213]
Toy ny momba : noana tsy misy hangatahana, voky tsy manan-komena. [2.558 #4304]
|
| Dikanteny frantsay | Infortune des femmes stériles : affamées, elles n' ont personne à qui demander la nourriture ; rassasiées, elles n' ont personne à qui en offrir. [2.415 #946]
Semblable à la femme stérile: si elle a faim, elle n' a personne à qui demander; si elle a de trop (litt. si elle est rassasiée), elle n' a personne à qui donner. [2.165]
|
| Fanazavana frantsay | Se disait des gens sans famille, sans appui. [2.415 #946]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Toloran' olona vola hianao, tandremo ; toroana hevitra hianao, raiso ihany. [2.415 #6528]
|
| Dikanteny frantsay | Quelqu' un vous offre de l' argent, prenez garde ; on vous suggère un avis, recevez-le. [2.415 #6528]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|